AOKA IZAY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka izay ny tebiteby izay manarona ny fo
Aoka pcnfezfa koa hajanona any ireo rendrarendra mety ckxjjix lo
Fa andeha isika hiaraka hitady
Ilay hasambarana maharitra
Izay lazain'ny baiboly dia ilay tenin'Andriamanitra

Aoka koa havalona any fvmyez ireo lasa naharesy
Na ny fahatahoran-dava hoe hisy loza hifanesy
Fa andeha isika hiaraka hakanhery
Ao anatin'ny Baiboly
Mba hatanjaka finoana handresy ny asan'ny devoly

Koa andeha samy hitolona
Mba ho tena ho mpandresy
Hasambarana tononkira.serasera.org maharitra
No hiainana misesy
Aoka izay ny tebiteby izay manarona ny fo

Lalao RANDRIANARISON

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291