ANTSO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ohoo Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy
Niantsoantso tmxta mba hiverina tononkira.serasera.org ho Aminao
Mba hanambara sy hitory ny fahamarinanao
Mandehana mitoria ny hazavako izao
Famonjena nozaraina ho an'izao tontolo sbif izao
Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy
Nibitsika ahy mangina Ianao ka naniraka
Mba hitoriko hatrany hatrany ny fahamarinanao
Sy mba ho re amparan-tany ilay fitivanao
Nibitsika ahy mangina Ianao ka naniraka ahy
Andeha hitory sy hanagona ireo ondrinao
Ary hamerina indray ireo izay nania
Mandehana mitoria ny hazavako izao
Famonjena nozaraina ho an'izao tontolo izao
Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy
Lalao RANDRIANARISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 24/07/2018 10:12