ANTSO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanaty uwlrv alina mangina no niantsoanao ahy
Niantsoantso mba hiverina ho tononkira.serasera.org Aminao
Mba hanambara sy hitory ny fahamarinanao
Mandehana mitoria ny hazavako izao
Famonjena nozaraina ho an'izao tontolo izao
Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy
Nibitsika ahy mangina Ianao ka naniraka
Mba hitoriko gdbkcoz hatrany hatrany ny fahamarinanao
Sy mba ho re amparan-tany ilay fitivanao
Nibitsika ahy mangina Ianao ka naniraka ahy
Andeha hitory sy hanagona ireo ondrinao
Ary hamerina indray ireo izay nania
Mandehana mitoria ny hazavako izao
Famonjena nozaraina ho an'izao tontolo dkde izao
Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy
Lalao RANDRIANARISON

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 1488
Likes : 0 Like
Created by : Zeea
Date : 24/07/2018 10:12