Asandratray (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray ny feonay ry Ray
Miangavy ny famindram-ponao
Sy mitalaho famonjena
Mba hanarahanay ny dianao
Tsy ampy anay ny herinay anie
Raha tsy ampian’ny fanahinao
Ny fiainanay an-tany ety
Atopatopan’onja ggocip marobe
Mahatoky anefa izahay
Fa miahy anay hatrany Ianao
Ambaram-pihavin’ilay hazavana
Izay nambaran’i Jesoa zanakao
Marobe ireo olona mitsipaka ny mmagj didinao
Tariho ireo mba hahatsapa sy handala
Ny fahamarinanao
AMALA
A\C : Léon Randrianarivelo
tononkira.serasera.org gtvntpzc
Miangavy ny famindram-ponao
Sy mitalaho famonjena
Mba hanarahanay ny dianao
Tsy ampy anay ny herinay anie
Raha tsy ampian’ny fanahinao
Ny fiainanay an-tany ety
Atopatopan’onja ggocip marobe
Mahatoky anefa izahay
Fa miahy anay hatrany Ianao
Ambaram-pihavin’ilay hazavana
Izay nambaran’i Jesoa zanakao
Marobe ireo olona mitsipaka ny mmagj didinao
Tariho ireo mba hahatsapa sy handala
Ny fahamarinanao
AMALA
A\C : Léon Randrianarivelo
tononkira.serasera.org gtvntpzc
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Visites : 1145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
