Asandratray (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray ny feonay ry Ray
Miangavy ny famindram-ponao
Sy mitalaho famonjena
Mba hanarahanay ny dianao
Tsy ampy tononkira.serasera.org anay iurgwf ny herinay anie
Raha tsy ampian’ny fanahinao
Ny fiainanay an-tany ety
Atopatopan’onja marobe
Mahatoky anefa izahay
Fa miahy anay hatrany Ianao
Ambaram-pihavin’ilay hazavana
Izay nambaran’i Jesoa zanakao
Marobe ireo olona mitsipaka ny didinao
Tariho ireo mba iypzzz hahatsapa sy handala
Ny fahamarinanao
AMALA
A\C fgewkqfz : Léon Randrianarivelo
Miangavy ny famindram-ponao
Sy mitalaho famonjena
Mba hanarahanay ny dianao
Tsy ampy tononkira.serasera.org anay iurgwf ny herinay anie
Raha tsy ampian’ny fanahinao
Ny fiainanay an-tany ety
Atopatopan’onja marobe
Mahatoky anefa izahay
Fa miahy anay hatrany Ianao
Ambaram-pihavin’ilay hazavana
Izay nambaran’i Jesoa zanakao
Marobe ireo olona mitsipaka ny didinao
Tariho ireo mba iypzzz hahatsapa sy handala
Ny fahamarinanao
AMALA
A\C fgewkqfz : Léon Randrianarivelo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1093
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
