Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra Fitiavana (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra njkesepi fitiavana
Ianao pwjafloi no hoe mampiray
Ary koa tononkira.serasera.org mampihavana
Ireto havan-tianay
Nefa ny fiainana tsy mora
Sarotra koa izany dia
Koa ymibza ampio ireo tanora
Mba haharitra ho doria
Raha tojo fifaliana
Aza avela ho variana
Raha sendra fahoriana
Tsy ho diso fanampiana
Raha sendra ka mivena
Fa hoe resim-pahalemena
Dia omeo fahendrena
Mba hahay hanarin-tena
Tahionao Zanahary
Na finaritra ireo na marary
Arovy re hatrany hatrany
Fa malama anie ny tany
AMALA
Ianao pwjafloi no hoe mampiray
Ary koa tononkira.serasera.org mampihavana
Ireto havan-tianay
Nefa ny fiainana tsy mora
Sarotra koa izany dia
Koa ymibza ampio ireo tanora
Mba haharitra ho doria
Raha tojo fifaliana
Aza avela ho variana
Raha sendra fahoriana
Tsy ho diso fanampiana
Raha sendra ka mivena
Fa hoe resim-pahalemena
Dia omeo fahendrena
Mba hahay hanarin-tena
Tahionao Zanahary
Na finaritra ireo na marary
Arovy re hatrany hatrany
Fa malama anie ny tany
AMALA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Vangy : 1506
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nampionona
Daty : 24/06/2020 17:15
