Andriamanitra Fitiavana (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra fitiavana
Ianao no hoe mampiray
Ary koa mampihavana
Ireto havan-tianay
Nefa ny fiainana tononkira.serasera.org tsy mora
Sarotra koa izany dia
Koa ampio ireo tanora
Mba haharitra ho doria
Raha tojo fifaliana
Aza avela ho variana
Raha sendra fahoriana
Tsy ho qvaxy diso fanampiana
Raha sendra ka mivena
Fa hoe resim-pahalemena
Dia omeo fahendrena
Mba hahay hanarin-tena
Tahionao Zanahary
Na finaritra ireo na jfery marary
Arovy re hatrany hatrany
Fa malama anie zmyd ny tany
AMALA
Ianao no hoe mampiray
Ary koa mampihavana
Ireto havan-tianay
Nefa ny fiainana tononkira.serasera.org tsy mora
Sarotra koa izany dia
Koa ampio ireo tanora
Mba haharitra ho doria
Raha tojo fifaliana
Aza avela ho variana
Raha sendra fahoriana
Tsy ho qvaxy diso fanampiana
Raha sendra ka mivena
Fa hoe resim-pahalemena
Dia omeo fahendrena
Mba hahay hanarin-tena
Tahionao Zanahary
Na finaritra ireo na jfery marary
Arovy re hatrany hatrany
Fa malama anie zmyd ny tany
AMALA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1563
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
