Zao tontolo izao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao tontolo izao Jeso Malala ô!
Niala taminao sy nankahala
Efa nanazimba ny fitiavanao
Niodina nandao ny tononkira.serasera.org tavanao
Fiv : Nefa Tompo tia
ô Avia, avia
Mba hamela heloka ity zanakao
Tompo Masina ô!
Avia, jereo , ka hiantrao
Zaho ko vldy voasinton'izy ireny
Niala taminao, satria nalemy
Sy sodokon'ireo rendrarendra koa
Nihevitra volggdjo aho f'izay no tena soa
Fa ankehitrio Jeso Malala ô!
Tamy aho tsy misalasala
Mino fa ho raisinao tokoa tokoa
Mino aho f'ianao hamindra fo svty
Niala taminao sy nankahala
Efa nanazimba ny fitiavanao
Niodina nandao ny tononkira.serasera.org tavanao
Fiv : Nefa Tompo tia
ô Avia, avia
Mba hamela heloka ity zanakao
Tompo Masina ô!
Avia, jereo , ka hiantrao
Zaho ko vldy voasinton'izy ireny
Niala taminao, satria nalemy
Sy sodokon'ireo rendrarendra koa
Nihevitra volggdjo aho f'izay no tena soa
Fa ankehitrio Jeso Malala ô!
Tamy aho tsy misalasala
Mino fa ho raisinao tokoa tokoa
Mino aho f'ianao hamindra fo svty
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2264
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
