Zao tontolo izao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao tontolo izao Jeso Malala ô!
Niala taminao sy nankahala
Efa nanazimba tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Niodina nandao ny tavanao
Fiv : bwnavl Nefa Tompo tia
ô Avia, avia
Mba nethuvn hamela heloka ity zanakao
Tompo Masina ô!
Avia, jereo , ka hiantrao
Zaho ko voasinton'izy ireny
Niala taminao, satria nalemy
Sy sodokon'ireo rendrarendra koa
Nihevitra aho f'izay no tena soa
Fa ankehitrio Jeso Malala ô!
Tamy aho tsy misalasala
Mino fa ho ylzhlphq raisinao tokoa tokoa
Mino aho f'ianao hamindra fo
Niala taminao sy nankahala
Efa nanazimba tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Niodina nandao ny tavanao
Fiv : bwnavl Nefa Tompo tia
ô Avia, avia
Mba nethuvn hamela heloka ity zanakao
Tompo Masina ô!
Avia, jereo , ka hiantrao
Zaho ko voasinton'izy ireny
Niala taminao, satria nalemy
Sy sodokon'ireo rendrarendra koa
Nihevitra aho f'izay no tena soa
Fa ankehitrio Jeso Malala ô!
Tamy aho tsy misalasala
Mino fa ho ylzhlphq raisinao tokoa tokoa
Mino aho f'ianao hamindra fo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 2263
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
