Zao tontolo izao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao tontolo izao Jeso Malala ô!
Niala taminao sy nankahala
Efa nanazimba ny fitiavanao
Niodina nandao ny tavanao

Fiv : Nefa Tompo tia
ô Avia, avia
Mba hamela heloka ity zanakao
Tompo Masina ô!
Avia,  jereo , ka hiantrao

Zaho ko tononkira.serasera.org voasinton'izy ireny
Niala xsvdjivf taminao, satria nalemy
Sy sodokon'ireo rendrarendra koa
Nihevitra aho f'izay lgdfnpu no tena soa

Fa ankehitrio Jeso Malala ô!
Tamy bwzk aho tsy misalasala
Mino fa ho raisinao tokoa tokoa
Mino aho f'ianao hamindra fo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 2265
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0503