Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vonona aho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kjzqsb Na enjehina aza ny Manompo anao
Dia izaho no sahy hilaza fa Ianao no fiainam-baovao
Na ho avarina an-kady na ho lefonina koa
Ianao re no kiady ry Andriamanitro Ray tsitoha
Vonona aho ny hanompo anao
Ny aiko re no Indro atolotro izao
Ho fanintsina ireo izay nania
Hanara-dalana anao Tompo tononkira.serasera.org tia
Ireo rendrarendra sy ireo kilalao
Izay nampisaraka anay taminao
Soloiko vavaka sy asa soa
Taratry ny asanao Tomposoa
Na dia maro aza Raiko
Ireo ratsy vitako
Ankehitriny re ny saiko dia efa uepr hatodiko aminao
Toa tsy mendrika ahy Tompo
Ny ctdope atao zanakao, aoka re mba ho mpanompo
Fa izay no mendrika ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 2111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ericsmiler1
Daty : 28/12/2014 21:48