Vonona aho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na enjehina aza ny Manompo anao
Dia izaho no sahy hilaza fa Ianao no fiainam-baovao
Na ho avarina an-kady na ho lefonina koa
Ianao re no kiady ry Andriamanitro Ray tsitoha
Vonona aho nyauvrkf ny eiajeccy claj hanompo anao
Ny aiko re no Indro atolotro izao
Ho tononkira.serasera.org fanintsina ireo izay nania
Hanara-dalana anao Tompo tia
Ireo rendrarendra sy ireo kilalao
Izay nampisaraka anay taminao
Soloiko vavaka sy asa soa
Taratry ny asanao Tomposoa
Na dia maro aza Raiko
Ireo ratsy vitako
Ankehitriny re ny saiko dia efa hatodiko aminao
Toa tsy mendrika ahy Tompo
Ny atao zanakao, aoka re mba ho mpanompo
Fa izay no mendrika ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2025
Likes : 0 Like
Created by : ericsmiler1
Date : 28/12/2014 21:48