Vonona aho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na enjehina aza ny Manompo anao
Dia izaho no sahy hilaza tononkira.serasera.org fa Ianao no fiainam-baovao
Na ho avarina an-kady na ho lefonina koa
Ianao re no kiady ry Andriamanitro Ray tsitoha
Vonona aho ny hanompo anao
Ny aiko wesk re no Indro atolotro izao
Ho fanintsina ireo izay nania
Hanara-dalana bymv anao Tompo tia
Ireo rendrarendra sy ireo kilalao
Izay nampisaraka anay taminao
Soloiko vavaka sy asa soa
Taratry ny asanao Tomposoa
Na dia maro aza Raiko
Ireo ratsy vitako
Ankehitriny re ny saiko dia efa hatodiko aminao
Toa tsy mendrika ahy btnszaxi Tompo
Ny atao zanakao, aoka re mba ho mpanompo
Fa izay no mendrika ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 2063
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ericsmiler1
Date : 28/12/2014 21:48