Tsy tonga hiantso ny tanteraka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zboqyngi He! Tsy tonga mba hiantso ny tanteraka aho
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo indray
Mihoatra lavitra raha toa izao isika izao
No tononkira.serasera.org htxvs ndeha dkhbhss hankany
Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny alalany no anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo indray
Mihoatra lavitra raha toa izao isika izao
No tononkira.serasera.org htxvs ndeha dkhbhss hankany
Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny alalany no anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 418
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:21
