Tsy tonga hiantso ny tanteraka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Tsy tonga mba hiantso ny cmva tanteraka aho
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo indray
zhfh Mihoatra lavitra raha toa izao isika izao
No ndeha hankany
tononkira.serasera.org Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny alalany no btjwwcr anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo indray
zhfh Mihoatra lavitra raha toa izao isika izao
No ndeha hankany
tononkira.serasera.org Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny alalany no btjwwcr anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 416
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:21
