Tsy tonga hiantso ny tanteraka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Tsy tonga mba hiantso ny tanteraka aho
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho vgcldv an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
tononkira.serasera.org Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo jthzuguy indray
Mihoatra lavitra raha toa izao isika izao
No ndeha hankany
ohhy Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny alalany no anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho vgcldv an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
tononkira.serasera.org Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo jthzuguy indray
Mihoatra lavitra raha toa izao isika izao
No ndeha hankany
ohhy Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny alalany no anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 414
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:21
