Tsinjovy ny farany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry velona miaina mba henoy izao
Tsy tononkira.serasera.org misy azo antenaina izao klzdg hita
Fa ho levona ho kila maina manindao
Ka tandremo ndrao ho dila ny fotoanao
Fiv : Tena marobe no manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
Be ireo zatra ny lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka kcdqf miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia nmhjq ataony sanatria
fa nomena famonjena , fianana doria
Tsy tononkira.serasera.org misy azo antenaina izao klzdg hita
Fa ho levona ho kila maina manindao
Ka tandremo ndrao ho dila ny fotoanao
Fiv : Tena marobe no manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
Be ireo zatra ny lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka kcdqf miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia nmhjq ataony sanatria
fa nomena famonjena , fianana doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1210
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
