Tsinjovy ny farany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry velona miaina mba henoy izao
Tsy misy azo antenaina izao tononkira.serasera.org hita
Fa ho wvle levona ho kila maina manindao
Ka tandremo ndrao ho dila ny fotoanao
Fiv : Tena marobe no manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re wqahclz fa loza no anjarany
Be ireo zatra ny lalan-dririnina
Indro andry nhvgfc boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia ataony sanatria
fa nomena famonjena , fianana doria
Tsy misy azo antenaina izao tononkira.serasera.org hita
Fa ho wvle levona ho kila maina manindao
Ka tandremo ndrao ho dila ny fotoanao
Fiv : Tena marobe no manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re wqahclz fa loza no anjarany
Be ireo zatra ny lalan-dririnina
Indro andry nhvgfc boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia ataony sanatria
fa nomena famonjena , fianana doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1177
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
