Tsinjovy ny farany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry velona miaina mba henoy izao
Tsy misy azo antenaina izao hita tononkira.serasera.org
Fa ho levona ho kila maina manindao
Ka tandremo ndrao ho buvijn dila ny fotoanao
Fiv : Tena marobe no manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
Be ireo zatra ny tyncbb lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia ataony sanatria
fa nomena famonjena , ibdaj fianana doria
Tsy misy azo antenaina izao hita tononkira.serasera.org
Fa ho levona ho kila maina manindao
Ka tandremo ndrao ho buvijn dila ny fotoanao
Fiv : Tena marobe no manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
Be ireo zatra ny tyncbb lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia ataony sanatria
fa nomena famonjena , ibdaj fianana doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1133
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
