Tompo ô (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! raha sitrakao re hiantrao ty nosy ty
Fa Ianao no niandohany ary Ianao no hiafarany
Fantatrao ny hadisoany fantatrao ny tsy finoany
Nefa Ray aoka ny sitrakao fa tsy ny anay izay efa niala taminao
Ny eo akaikinao ry Tompo mahatsara toaf qpvtz ity mpanompo
Koa omeo ny herinao re mba hanandratra ny feo hoe
Mamelà ny hadisoako mamelà ny tsy tononkira.serasera.org finoako
Nefa sebh Ray aoka ny sitrakao fa tsy ny anay izay efa niala taminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:29