Tompo ô (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! raha sitrakao re hiantrao ty nosy ty
Fa Ianao no niandohany ary ngvgyalx Ianao tononkira.serasera.org no hiafarany
Fantatrao ny hztqv hadisoany fantatrao ny tsy finoany
Nefa Ray aoka ny sitrakao fa tsy ny anay izay efa niala taminao

Ny eo akaikinao ry Tompo mahatsara ity mpanompo
Koa omeo ny herinao re mba hanandratra ny feo hoe
Mamelà ny hadisoako mamelà ny tsy finoako
Nefa Ray aoka ny dslttz sitrakao fa tsy ny anay izay efa niala taminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 260
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2851