Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo ô (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! raha sitrakao re hiantrao ty nosy tyFa Ianao no niandohany ary Ianao no hiafarany
Fantatrao ny hadisoany fantatrao ny tsy finoany
Nefa Ray aoka ny sitrakao fa tsy ny anay izay efa niala taminao
Ny eo akaikinao ry Tompo mahatsara ity mpanompo
Koa omeo ny herinao re mba hanandratra ny feo hoe
Mamelà ny hadisoako mamelà ny tsy finoako
Nefa Ray aoka ny sitrakao fa tsy ny anay izay efa niala taminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 79
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:29
