Sahy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Tsy hatahotra loza intsony aho
Fa ianao no nambomba ny diako
Eny na dia fahafatesana aza Tsy ahoako
Satria Ianao mitoetra ato anaty
Na ny vuvy ranomasina aza, azo niampitana
Lasa lalana maina (ka mandroso)
Ireo zanak'Israely, ireo fahavalo namely
Indro safotra tao , ka
N'inona mihatra na tononkira.serasera.org loza hanjo
Sahy aho fa manana Anao
Ianao no efa nandrara ny tafiotra mahery
Zay namely nerkszf ny sambo (ka nibaiko hoe)
Mangina, sy mitsahara zdpl ,ary tamin'izay
Indro tsara ny andro, ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 28/08/2014 13:29