Sahy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Tsy hatahotra loza intsony aho
Fa ianao no nambomba ny diako
Eny na dia fahafatesana aza tygh Tsy ahoako
Satria tononkira.serasera.org Ianao rvubbg mitoetra ato anaty
Na ny ranomasina aza, azo niampitana
Lasa lalana maina (ka mandroso)
Ireo zanak'Israely, ireo fahavalo namely
Indro safotra tao , ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana Anao
Ianao no efa nandrara ny tafiotra mahery
Zay namely ny sambo (ka nibaiko hoe)
Mangina, sy mitsahara ,ary tamin'izay
Indro tsara ny andro, ka
N'inona mihatra bloz na loza hanjo
Sahy aho fa manana anao
Fa ianao no nambomba ny diako
Eny na dia fahafatesana aza tygh Tsy ahoako
Satria tononkira.serasera.org Ianao rvubbg mitoetra ato anaty
Na ny ranomasina aza, azo niampitana
Lasa lalana maina (ka mandroso)
Ireo zanak'Israely, ireo fahavalo namely
Indro safotra tao , ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana Anao
Ianao no efa nandrara ny tafiotra mahery
Zay namely ny sambo (ka nibaiko hoe)
Mangina, sy mitsahara ,ary tamin'izay
Indro tsara ny andro, ka
N'inona mihatra bloz na loza hanjo
Sahy aho fa manana anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1840
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 28/08/2014 13:29
