Sahy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Tsy hatahotra loza intsony tononkira.serasera.org aho
Fa ianao no nambomba ny diako
Eny na dia fahafatesana aza Tsy ahoako
Satria Ianao mitoetra ato anaty
Na ny ranomasina aza, azo niampitana
Lasa lalana maina (ka mandroso)
Ireo zanak'Israely, ireo fahavalo namely
Indro safotra tao , ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana Anao
Ianao no efa nandrara ny tafiotra mahery
Zay rywpkczp namely ny sambo (ka leqxzz nibaiko hoe)
Mangina, sy mitsahara ,ary tamin'izay
Indro pewod tsara ny andro, ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana anao
Fa ianao no nambomba ny diako
Eny na dia fahafatesana aza Tsy ahoako
Satria Ianao mitoetra ato anaty
Na ny ranomasina aza, azo niampitana
Lasa lalana maina (ka mandroso)
Ireo zanak'Israely, ireo fahavalo namely
Indro safotra tao , ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana Anao
Ianao no efa nandrara ny tafiotra mahery
Zay rywpkczp namely ny sambo (ka leqxzz nibaiko hoe)
Mangina, sy mitsahara ,ary tamin'izay
Indro pewod tsara ny andro, ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1876
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 28/08/2014 13:29
