Safidy (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo ô! indreto izahay izao
Fa vonona sy hider any asa tononkira.serasera.org tsaranao
Omeo ny saina sy fo, fanahy ananako
Izany no safidiko ry Tompo ô! anio

Andriamanitra ô! jereo ny rxuuucbk làlanay
Safidiko Ianao ry igfkukza Jesoa
Mba tsy hania ny fiainanay fa diso re
Vonjeo fa mitaraina aminao

Ianao ry Jesoa Tompo no ohhc eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 505
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 16:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307