Safidy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo ô! tononkira.serasera.org indreto izahay izao
Fa vonona sy hider any asa tsaranao
Omeo ny saina sy fo, fanahy ananako
Izany no safidiko ry Tompo ô! anio
Andriamanitra ô! jereo ryvp ny làlanay
Safidiko Ianao ry aixbpsqu Jesoa
Mba tsy hania chvvra ny fiainanay fa diso re
Vonjeo fa mitaraina aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao
Fa vonona sy hider any asa tsaranao
Omeo ny saina sy fo, fanahy ananako
Izany no safidiko ry Tompo ô! anio
Andriamanitra ô! jereo ryvp ny làlanay
Safidiko Ianao ry aixbpsqu Jesoa
Mba tsy hania chvvra ny fiainanay fa diso re
Vonjeo fa mitaraina aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 506
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 16:00
