Safidy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo ô! indreto izahay izao
Fa vonona sy hider any asa tsaranao
Omeo tononkira.serasera.org ny yrqkhn saina sy fo, fanahy ananako
Izany no safidiko ry Tompo ô! wsqplims anio
Andriamanitra ô! oaovcsk jereo ny làlanay
Safidiko Ianao ry Jesoa
Mba tsy hania ny fiainanay fa diso re
Vonjeo fa mitaraina aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 504
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 16:00