Ry Petera (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Petera ô!
Moa va ny fitiavanao an'i Jesoa, dia tena niova tokoa
Nafana avy eo nangatsiaka,
Ry Petera ô!
Fa nandà in-telo ianao, Tsy nahatsiaro ny voady natao
Ka indro fa nolavinao , Ny Tompo Mpamonjy mpanavotra anao
Na tononkira.serasera.org i Dada sy i Neny, Na izaho na i zoky na i zandry
Dia votsa sy mbola adala
Mitovy aminao ry Petera ô!
Ry Petera ô !
Fa isika milaza fa mpino kanefa minia manadino
fa tsy latsa-paka tam-po
Ny finoantsika ka toa mora lo
Ry vahoaka ô! ô! ry mpino
Ry kristiana mafana fo, Isika anie no Petera e!
Mijoro avy eo dia ujzsmpb mianjera eh!
ilay Petera lay nandao dia nibebaka sy mitalaho
Ary tonga Petera frzed vaovao
F'isika izay misalasala , no mbola mitoetra lbvfy ho Petera adala

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 6470
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43