Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Petera (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry jybh Petera ô!
Moa va ny fitiavanao an'i Jesoa, dia tena baknkuc niova tokoa
Nafana avy eo nangatsiaka,
Ry Petera ô!
Fa nandà in-telo ianao, Tsy nahatsiaro ny voady ahzeop natao
Ka indro fa nolavinao , Ny Tompo Mpamonjy mpanavotra anao
Na i Dada sy i Neny, Na izaho na i zoky na i zandry
Dia tononkira.serasera.org votsa sy mbola adala
Mitovy aminao ry Petera ô!
Ry Petera ô !
Fa isika milaza fa mpino kanefa minia manadino
fa tsy latsa-paka tam-po
Ny finoantsika ka toa mora lo
Ry vahoaka ô! ô! ry mpino
Ry kristiana mafana fo, Isika anie no Petera e!
Mijoro avy eo dia mianjera eh!
ilay Petera lay nandao dia nibebaka sy mitalaho
Ary tonga Petera vaovao
F'isika izay misalasala , no mbola mitoetra ho Petera adala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 6665
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43