Ry fanahy mitady (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahy mitady fitoniana
Izay mba hifaliana
Miakara, misondrota kbjm ambony ihany
Mba ho any an-danitra any

Fa io no lapanao tena vaovao
Dia ny ao an-danitra ao

Ny fiainana eto miova lalan-dava
Mora samba, mora rava
Mbetika mba tony, xieqmz nefa koa mamony
Miova vetivety qjsfiyh monja

Ny fiaianana eto dia trano lay
Mora samba, mora may
Ka ny mety dia tononkira.serasera.org ny mifankatia
Mba ho valisoa ary

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 291
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2636