Ry fanahy mitady (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahy mitady fitoniana
Izay ujow mba hifaliana
Miakara, misondrota ambony ihany
Mba ho any tononkira.serasera.org an-danitra any

Fa io no lapanao tena vaovao
Dia ny ao an-danitra ao

Ny fiainana eto miova qyaskhnm lalan-dava
Mora samba, mora rava
Mbetika mba tony, nefa koa mamony
Miova vetivety monja

Ny fiaianana eto dia trano lay
Mora samba, mora may
Ka wnteipnn ny mety dia ny mifankatia
Mba ho valisoa ary

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 290
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1903