Ry fanahy mitady (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahy mitady fitoniana
Izay mba hifaliana
Miakara, misondrota ambony ihany
Mba ho any an-danitra any
Fa io no lapanao tena vaovao
Dia ny ao an-danitra ao
Ny fiainana eto tononkira.serasera.org miova vijwfbb lalan-dava
Mora samba, mora rava
Mbetika mba tony, nefa koa mamony
Miova vetivety monja
Ny fiaianana eto dia trano lay
Mora samba, mora may
Ka ny mety dia ny jiqko mifankatia
Mba rhszk ho valisoa ary
Izay mba hifaliana
Miakara, misondrota ambony ihany
Mba ho any an-danitra any
Fa io no lapanao tena vaovao
Dia ny ao an-danitra ao
Ny fiainana eto tononkira.serasera.org miova vijwfbb lalan-dava
Mora samba, mora rava
Mbetika mba tony, nefa koa mamony
Miova vetivety monja
Ny fiaianana eto dia trano lay
Mora samba, mora may
Ka ny mety dia ny jiqko mifankatia
Mba rhszk ho valisoa ary
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 258
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:23
