Ary noho izany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wzinbs Ary noho izany, mifalia ry lanitra
Sy jozbcu ianareo izay monina eo aminy
Eny ianao ry tany, sy ny zava-manan'aina
Eo aminy, eo aminy
Fa tononkira.serasera.org efa tonga ny mpanavotra anareo
Ilay Alfa sy Omega, voalohany sady farany
Fiandohana sy fihafarana
Ho an'ilay mipetraka eo
Eo ankavanan'Andriamanitra
Sy ho an'ny zanak'ondry anie
Ho an'ny ygsigv zanak'ondry anie
Haja, saotra
Mandrakizay doria Amen
Sy jozbcu ianareo izay monina eo aminy
Eny ianao ry tany, sy ny zava-manan'aina
Eo aminy, eo aminy
Fa tononkira.serasera.org efa tonga ny mpanavotra anareo
Ilay Alfa sy Omega, voalohany sady farany
Fiandohana sy fihafarana
Ho an'ilay mipetraka eo
Eo ankavanan'Andriamanitra
Sy ho an'ny zanak'ondry anie
Ho an'ny ygsigv zanak'ondry anie
Haja, saotra
Mandrakizay doria Amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1027
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 22:46
