Ary noho izany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary noho izany, mifalia ry lanitra
Sy ianareo izay monina eo aminy
Eny tononkira.serasera.org ianao ry tany, sy ny zava-manan'aina
Eo aminy, eo aminy
Fa efa tonga nbpufqvr ytiakbfp ny mpanavotra anareo
Ilay Alfa sy Omega, voalohany sady farany
Fiandohana sy fihafarana
Ho an'ilay mipetraka eo
Eo ankavanan'Andriamanitra
Sy ho an'ny xwcymhqa zanak'ondry anie
Ho an'ny zanak'ondry anie
Haja, saotra
Mandrakizay doria Amen
Sy ianareo izay monina eo aminy
Eny tononkira.serasera.org ianao ry tany, sy ny zava-manan'aina
Eo aminy, eo aminy
Fa efa tonga nbpufqvr ytiakbfp ny mpanavotra anareo
Ilay Alfa sy Omega, voalohany sady farany
Fiandohana sy fihafarana
Ho an'ilay mipetraka eo
Eo ankavanan'Andriamanitra
Sy ho an'ny xwcymhqa zanak'ondry anie
Ho an'ny zanak'ondry anie
Haja, saotra
Mandrakizay doria Amen
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1026
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 22:46
