Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ary noho izany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary noho izany, mifalia ry lanitra
Sy ianareo izay monina szde eo aminy
Eny ianao ry tany, sy ny zava-manan'aina
Eo aminy, eo aminy
Fa efa tonga ny mpanavotra anareo
Ilay Alfa sy Omega, voalohany sady farany
Fiandohana tononkira.serasera.org sy fihafarana
Ho an'ilay mipetraka eo
Eo ankavanan'Andriamanitra
Sy ho an'ny zanak'ondry anie
Ho an'ny zanak'ondry hkgxont anie
Haja, saotra
Mandrakizay doria agiao Amen
Sy ianareo izay monina szde eo aminy
Eny ianao ry tany, sy ny zava-manan'aina
Eo aminy, eo aminy
Fa efa tonga ny mpanavotra anareo
Ilay Alfa sy Omega, voalohany sady farany
Fiandohana tononkira.serasera.org sy fihafarana
Ho an'ilay mipetraka eo
Eo ankavanan'Andriamanitra
Sy ho an'ny zanak'ondry anie
Ho an'ny zanak'ondry hkgxont anie
Haja, saotra
Mandrakizay doria agiao Amen
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1028
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 22:46
