Ondry nania (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry ondry nania ampy izay ka modia
Miandry anao ilay Rainao tononkira.serasera.org be fitia ka modia
Ka raha toa hitanao fa efa trotraka ianao
Miverena ao an-tranon-dRainao
Tsy ny ditra natao no hamoizako anao
Tsy ny Ray sanatria no handao
Manantona zlpnmco ho trotroiko
Lamba soa no hasalotro anao (hatolotro anao)
Tany ianao ela be, dia mihevitra hoe
Manadino anao ilay Rainao sanatria
Ilay uqeowg Rainao mora fo, fiantanao tokoa
Dia miandry sqedr anao hatrizao
Ô ry ondry nania tsy miova ny ety
Koa raha manina ianao malakia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 02/08/2022 18:53