Ondry nania (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry ondry nania ampy izay ka modia
Miandry anao ilay Rainao be fitia ka modia
Ka raha toa hitanao fa tononkira.serasera.org wonax efa trotraka ianao
Miverena ao an-tranon-dRainao
Tsy ny ditra natao no hamoizako anao
Tsy ny Ray sanatria no zsgnvdf handao
Manantona ho fytzpwm trotroiko
Lamba soa no hasalotro anao (hatolotro anao)
Tany ianao ela be, dia mihevitra hoe
Manadino anao ilay Rainao sanatria
Ilay Rainao mora fo, fiantanao tokoa
Dia miandry anao hatrizao
Ô ry ondry nania tsy miova ny ety
Koa raha manina ianao malakia
Miandry anao ilay Rainao be fitia ka modia
Ka raha toa hitanao fa tononkira.serasera.org wonax efa trotraka ianao
Miverena ao an-tranon-dRainao
Tsy ny ditra natao no hamoizako anao
Tsy ny Ray sanatria no zsgnvdf handao
Manantona ho fytzpwm trotroiko
Lamba soa no hasalotro anao (hatolotro anao)
Tany ianao ela be, dia mihevitra hoe
Manadino anao ilay Rainao sanatria
Ilay Rainao mora fo, fiantanao tokoa
Dia miandry anao hatrizao
Ô ry ondry nania tsy miova ny ety
Koa raha manina ianao malakia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1257
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 02/08/2022 18:53
