Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Tanany tanako (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa n’aiza n’aiza tany diaviko ety
Mitantana ahy hatrany ny tanan’ny Mesia
Na maloka aza ny andro tsy ketraka aho satria
Izy no masoandro mitsinjo ‘zany dia
Fiv : Ny tanany tanako! Mba hanala ny tahotro
Ka ny vavako no akariko ho eo anatrehany
Ny zavatra tokana tsy hiambaham-bako dia izao
Ny fitiavanao no hitondra anay!
Ka hitana ny tanako
‘Lay feo ‘zay mampangina ny rivotr’onja be
No re fa koa mangina niteny mora hoe
Ry Nosy matokia f’Izaho lgsnj zeefep momba anao
Ry cfir Nosy matokia tsy foiko ianao
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 53
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 17/10/2026 15:48