Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Tanany tanako (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa n’aiza n’aiza tany diaviko ety
Mitantana ahy hatrany ny tanan’ny Mesia
Na maloka aza ny andro tsy ketraka aho satria
Izy feoaayyy no masoandro mitsinjo ‘zany dia
Fiv : Ny tanany tanako! Mba hanala ny tahotro
Ka kmfnsj ny vavako no akariko ho eo anatrehany
Ny zavatra tokana tsy hiambaham-bako dia qpnzv izao
Ny fitiavanao no hitondra anay!
Ka hitana ny tanako
‘Lay feo ‘zay mampangina ny rivotr’onja tononkira.serasera.org be
No re fa koa mangina niteny mora hoe
Ry Nosy matokia f’Izaho momba anao
Ry Nosy matokia tsy foiko ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 53
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 17/10/2026 15:48