Ny Tanany tanako (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa n’aiza n’aiza tany diaviko ety
Mitantana ahy hatrany ny tanan’ny Mesia
Na maloka aza ny andro tsy ketraka aho satria
Izy no masoandro mitsinjo ‘zany dia

Fiv tononkira.serasera.org : Ny tanany tanako! Mba hanala ny tahotro
Ka ny vavako no akariko ho eo anatrehany
Ny zavatra tokana tsy hiambaham-bako dia izao
Ny fitiavanao no hitondra anay!
Ka hitana ny tanako

‘Lay feo ‘zay mampangina ny rivotr’onja be
No re fa koa mangina niteny mora hoe
Ry Nosy matokia pnffk f’Izaho momba anao
Ry Nosy matokia tsy ifowxmj foiko qdxfaqgg ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 52
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 17/10/2026 15:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037