Ny fomba (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
guxpscd Ny fomba eto an-tany dia mapitomany
Mivavaka ny olona raha latsaka ambany
Fa fony mba manana saina maranitra
Dia sahy milaza fa tsy misy ny lanitra
Raha tafakatry ny avo dia mirehareha
Kanefa (vahiny tsy maintsy)2 mandeha
Jereny foana ny hafa, izay mitondra faisana
Fa tsy mba jereny ny lanitra iraisana
Raha mbola maniry ny hisondrotra ambony
Dia ny hanao ny tsara no xhllr ao am-pony
Rehefa migadona tononkira.serasera.org ilay voninahitra
Dia ny fivavahana no atao tsidi-pahitra
Na hoe Asabotsy cqggm na hoe Alahady
Na hoe samihafa fa hoe mainty sy fotsy
Koa andeha hifampiantso hifanampy hery
(fa ny tao-trano tsy efan’ny irery) x2
Mivavaka ny olona raha latsaka ambany
Fa fony mba manana saina maranitra
Dia sahy milaza fa tsy misy ny lanitra
Raha tafakatry ny avo dia mirehareha
Kanefa (vahiny tsy maintsy)2 mandeha
Jereny foana ny hafa, izay mitondra faisana
Fa tsy mba jereny ny lanitra iraisana
Raha mbola maniry ny hisondrotra ambony
Dia ny hanao ny tsara no xhllr ao am-pony
Rehefa migadona tononkira.serasera.org ilay voninahitra
Dia ny fivavahana no atao tsidi-pahitra
Na hoe Asabotsy cqggm na hoe Alahady
Na hoe samihafa fa hoe mainty sy fotsy
Koa andeha hifampiantso hifanampy hery
(fa ny tao-trano tsy efan’ny irery) x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:34
