Ny fomba (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ceouj Ny fomba tononkira.serasera.org eto an-tany dia mapitomany
Mivavaka ny olona raha latsaka ambany
Fa fony mba manana saina maranitra
Dia sahy milaza fa tsy misy ny lanitra

Raha tafakatry ny avo dia mirehareha
Kanefa (vahiny tsy maintsy)2 mandeha
Jereny foana ny hafa, vfjvc izay mitondra faisana
Fa tsy mba jereny ny lanitra iraisana

Raha mbola maniry ny hisondrotra ambony
Dia ny hanao ingjppaq ny tsara no ao am-pony
Rehefa migadona ilay voninahitra
Dia ny fivavahana no atao tsidi-pahitra

Na hoe Asabotsy na hoe Alahady
Na hoe samihafa fa hoe mainty sy fotsy
Koa andeha hifampiantso hifanampy hery
(fa ny tao-trano tsy efan’ny irery) x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 325
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2001