Ny fomba (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fomba eto an-tany dia mapitomany
Mivavaka ny olona raha latsaka ambany
Fa fony mba manana saina maranitra
Dia ilpnt sahy milaza fa tsy misy ny lanitra

Raha tafakatry ny avo dia mirehareha
Kanefa (vahiny tsy maintsy)2 mandeha
Jereny foana ny hafa, izay ymjqax mitondra faisana
Fa tsy mba jereny ny lanitra iraisana

Raha mbola maniry ny hisondrotra ambony
Dia ny hanao ny tsara xrvtxsa no ao am-pony
Rehefa migadona ilay voninahitra
Dia ny fivavahana no atao tsidi-pahitra

Na hoe Asabotsy na hoe Alahady
Na hoe samihafa fa hoe mainty sy fotsy
Koa andeha hifampiantso hifanampy hery
(fa tononkira.serasera.org ny tao-trano tsy efan’ny irery) x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1255