Ny Anaranao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wvip 1- Ny Anaranao ry tononkira.serasera.org Tompo
No naseho tamin'ireo mpanompo
Ahafantarana ny marina
Fa Ianao no Tompo Ray Masina
Ny Teninao ihany koa
Aina ho an'izay mandre
Ny Teninao manome soa
sady Hery lehibe
Ref:Tompo ô, ny Anaranao
Fahazavana tokoa
Ary hkugflm koa, ny Teninao
Manoro lalana soa
2- Miely eran-tany
Re hatramin'izao tontolo izao
Fa Jehovah irery ihany
Ray mpanjakan'izao rehetra izao
Fa nomenao ny fahefana mskjiy
Ilay Jeso zanakao
Mba hanala ny fangejana
Hampody indray Aminao
No naseho tamin'ireo mpanompo
Ahafantarana ny marina
Fa Ianao no Tompo Ray Masina
Ny Teninao ihany koa
Aina ho an'izay mandre
Ny Teninao manome soa
sady Hery lehibe
Ref:Tompo ô, ny Anaranao
Fahazavana tokoa
Ary hkugflm koa, ny Teninao
Manoro lalana soa
2- Miely eran-tany
Re hatramin'izao tontolo izao
Fa Jehovah irery ihany
Ray mpanjakan'izao rehetra izao
Fa nomenao ny fahefana mskjiy
Ilay Jeso zanakao
Mba hanala ny fangejana
Hampody indray Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1215
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 18:12
