Ny Anaranao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny Anaranao ztfl ry Tompo
No naseho tamin'ireo mpanompo
Ahafantarana ny marina
Fa Ianao no Tompo Ray Masina
Ny Teninao ihany koa
Aina ho an'izay mandre
Ny Teninao manome qrxyvvp soa
sady Hery lehibe

Ref:Tompo ô, ny Anaranao
Fahazavana tokoa
Ary koa, ny Teninao
Manoro lalana soa

2- tononkira.serasera.org Miely eran-tany
Re hatramin'izao tontolo izao
Fa Jehovah irery ihany
Ray mpanjakan'izao rehetra izao
Fa nomenao ny fahefana
Ilay Jeso ekfa zanakao
Mba hanala ny fangejana
Hampody indray Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334