Ny Anaranao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny Anaranao ry Tompo
No naseho tamin'ireo mpanompo
Ahafantarana ny marina jrlzp
Fa Ianao no Tompo Ray Masina
Ny nvvurbz Teninao ihany koa
Aina ho an'izay mandre
Ny Teninao manome soa
sady Hery lehibe
Ref:Tompo ô, ny Anaranao
Fahazavana tokoa znob
Ary koa, ny Teninao
Manoro lalana soa
2- Miely eran-tany
Re hatramin'izao tontolo izao
Fa Jehovah irery ihany
Ray mpanjakan'izao rehetra izao
Fa nomenao ny fahefana
Ilay Jeso zanakao
Mba hanala ny tononkira.serasera.org fangejana
Hampody indray Aminao
No naseho tamin'ireo mpanompo
Ahafantarana ny marina jrlzp
Fa Ianao no Tompo Ray Masina
Ny nvvurbz Teninao ihany koa
Aina ho an'izay mandre
Ny Teninao manome soa
sady Hery lehibe
Ref:Tompo ô, ny Anaranao
Fahazavana tokoa znob
Ary koa, ny Teninao
Manoro lalana soa
2- Miely eran-tany
Re hatramin'izao tontolo izao
Fa Jehovah irery ihany
Ray mpanjakan'izao rehetra izao
Fa nomenao ny fahefana
Ilay Jeso zanakao
Mba hanala ny tononkira.serasera.org fangejana
Hampody indray Aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1148
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 18:12
