Ny ahiahiko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra mety mampanahy anao anio
Dia ento eo tononkira.serasera.org aminy, nadzw aminy
Ny entanao, ny fiainanao anie ka tadidio
Fa efa zakany, zakany
Jesosy Tompo ô!
Manaiky mafy anie aho
Fa eggdeafe be ny otako, ka sao tsy raisinao
Fa ny fiainako rehetra anie ka sandoka
Ka sao tsy mendrika ny hiantso Anao koqj aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:27