Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny ahiahiko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra mety mampanahy anao anio
Dia ento eo aminy, aminy
Ny entanao, ilhujf ny fiainanao anie ka tadidio
Fa efa tononkira.serasera.org xwpqquaw zakany, zakany
Jesosy Tompo ô!
Manaiky mafy anie aho
Fa be ny otako, fgwlboc ka sao tsy raisinao
Fa ny fiainako rehetra anie ka sandoka
Ka sao tsy mendrika ny hiantso Anao aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 295
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:27