Ny ahiahiko (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra xnrv mety mampanahy anao lppj anio
Dia ento eo aminy, aminy
Ny entanao, ny fiainanao hqdoky anie ka tadidio
Fa efa zakany, zakany

Jesosy Tompo ô!
Manaiky mafy anie aho
Fa be ny otako, ka sao tsy raisinao
Fa ny fiainako tononkira.serasera.org rehetra anie ka sandoka
Ka sao tsy mendrika ny hiantso Anao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 293
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4482